(1) Anaran' ny lohasaha anankiray izay midina ho amin' ny Ranomasina Maty ao amin' ny zorony atsimo-atsinanany; faritry ny tanin' i Edoma sy Moaba izy…