Anaran' ny vadin' i Ahasoerosy, mpanjakan' i Persia, izany. Ny dikan' ny anarany dia 'vehivavy tsara tarehy.' Nanao fanasana lehibe ny mpanjaka tao Sosana…