Indroa ihany ny tsipoy no voalaza ao amin' ny Baiboly, dia 1 Sam. 26. 20 sy Jer. 17. 11; ary amin' ireo teny roa ireo ny mihaza azy any an-tendrombohitra…