dia Kristiana roa vavy tany Roma, izay voalazan' i Paoly ho "nikely aina tao amin' ny Tompo" (Rom. 16. 12). Angamba mirahavavy izy, na samy diakombavy.