Jentilisa izy araka ny firazanany, ary ny tori-tenin' i Paoly Apostoly no tokony ho fototry ny nahataona azy hanaiky ny fivavahana Kristiana (Tit. 1. 4)…