TARARAKA
isan' ny vorona fady tamin' Isiraelita izany ka nasain' ny Lalàna tsy hohaniny (Lev. 11. 16).