STAKY
dia Kristiana anankiray tany Roma, tokony ho Grika izy, izay sakaiza malalan' i Paoly (Rom. 16. 9).