dia zanak' i Pyro avy tany Beria. Isan' ireny Kristiana izay niaraka tamin' i Paoly hatrany Grisia ka hatrany Asia Minora izy (Asa 20. 4). Zahao SOSIPATRO.