Mponina tao Betania izy. Boka izy taloha, ka dia raikitra anarana taminy izany, fa nony tato aoriana dia tokony ho efa nositranin' i Jesosy Kristy izy ka…