Izy dia zanakalahin' i Jakoba, sady lahy naivon' i Lea; ny anton' ny nanomezan-dreniny azy izany anarana izany dia satria, hoy izy, "ren' i Jehova fa efa…