(Anarana): dia isan' ny zanak' i Noa (Gen. 5. 32) sy razamben' ny Hebreo sy ny namany. Diman-jato taona no niainan' i Noa tamin' ny niterahany an' i Sema.…