(1) Zanakalahin' i Arpaksada, avy amin' ny taranak' i Sema (Gen. 10. 24; 1 Tant. 1. 18). (2) Zanaka faralahin' i Joda (Gen. 38. 5-26; 46. 12).