dia fizaran-tany tany Kanana izay nalehany Saoly tamin' izy nitady ny borikin-drainy (1 Sam. 9. 4); nefa tsy fantatra izay nitoerany.—J.S.