Ny hazo lazaina hoe roimemy ao amin' ny Baiboly Voahitsy dia tsy ilay roimeny eto Imerina, fa hazo be tsilo saiky tahaka azy ihany. Any Arabia no be azy…