Araka ny fiheveran' ny Hebreo, dia efatra hiany ny karazan-drivotra (Ezek. 37. 9; Dan. 8. 8; Zak. 2. 6; Mat. 24. 31). Ny rivotra avy tany atsinanana dia…