Betsaka tokoa ny renitantely any Palestina, fa araka ny filazan' i Mosesy azy, dia tany tondra-dronono sy tantely izy (Eks. 3. 8). Tantely no isan' ny…