(Malalaka): dia isan' ny tanàna efatra izay naorin' i Nimroda (Gen. 10. 11). Tokony ho efa nifanakaiky ireny tanàna efatra ireny, ary tao amoron' ny ony…