dia anankiray tamin' ireo fito lahy izay nofidina ho diakon' ny fiangonana tao Jerosalema (Asa 6. 5); tsy misy teny hafa milaza azy.