dia anaran' ny fokon' olona iray tamin' ny firenen' i Joda, izay taranak' i Pereza na Fareza, zanakalahin' i Joda (1 Tan. 27. 3; Neh. 11. 4, 6).