(1) Zanak' Imera izy sady mpisorona sy mpitandrina ny Tempoly tamin' ny andron' i Zedekia mpanjaka. Nikapoka an' i Jeremia mpaminany izy sy nametraka azy…