ity dia teny hita indray mandeha hiany ao amin' ny Baiboly, dia Asa 2. 9, ka milaza ny Jiosy izay efa tafatoetra tany Partia ka niakatra ho any Jerosalema…