Ny ostritsa dia vorona makadiry izay sady lava tongotra no lava vozona. Mahazaka olona roa lahy izy noho ny fahatanjahany. Na dia manana elatra aza izy…