(1) Levita avy tamin' ny tanàna natao hoe Gata Rimona izy, ka natao hoe 'Obed-edoma Gatita' no anarany (2 Sam. 6. 10, 11). Olona tsara fanahy sy natoky…