Eo amin' ny teny milaza an' i ASYRIA dia voalaza kely hiany ny amin' ny renivohitr' izany fanjakana lehibe sy malaza tamin' ny andro taloha ela izany;…