izy dia zanakalahy matoan' Isimaely, zanak' i Abrahama (Gen. 25. 13), ary razan' ny voalohany tamin' ny firenena roa ambin' ny folo izay taranak' Isimaely…