Natana koa no anaran' ny anankiray tamin' ny zanak' i Davida sy Batseba (1 Tan. 3. 5); dia rahalahin' i Solomona iray tampo taminy izy ary toa zandriny (2…