Vadin' i Elimeleka Naomy sy rafozan' i Rota (Rota 1. 2). Ny hevitry ny anaran' i Naomy dia 'mamy,' na 'mahafinaritra,' ary izany no mahazava ny teny ao…