(Fitolonako; Gen. 30. 8). Fahenina tamin' ny zanak' i Jakoba izy, ary faharoan' izay naterak' i Bila mpanompovaviny ho azy, ka dia isan' ny Patriarka roa…