Lehilahy manan-karena anankiray tao Kanana tamin' ny andron' i Davida ity Nabala ity. Ny dikan' ny anarany dia 'adala,' ary mba adala hiany tokoa izy.…