(Eng. myrrh). Ditin-kazo manipofona sy saro-bidy ny myra, ary ny hazo angalana azy dia maniry any Arabia. Fanao zavatra maromaro samy hafa izy: fa fanao…