1.—Ny Nanoratra ity boky ity. Ny anaran' ity boky ity amin' ny teny Hebreo dia 'Koheleth;' ary raha adika ho teny Malagasy, dia 'Mpitoriteny' no heviny.…