Ny hoe metaly (Eng. metal) dia ny zavatra rehetra izay hadina avy amin' ny tany, ka aso aidina, na arendrika, na tefena; dia vy, na varahina, na firaka,…