Dia renivohitry ny nosy Lesbosa. Tamin' ny nodian' i Paoly Apostoly avy tamin' ny nandehanany nitety tany fanintelony, dia tao Mitylena no nandriany…