Anabavin' i Mosesy sy Arona izy, ary angamba sahala amin' ilay zazavavy voalaza ho niandry teo akaikin' i Mosesy anadahiny nony napetraky ny reniny teo…