MILKOMA
Dia anaran' ny sampy anankiray izay nivavahan' i Amonita, ary sahala amin' i Moleka (zahao MOLEKA).