(Hos. 9. 6): dia tanàna lehibe sy malaza tany Egypta, izay naorina teo amoron' ny ony Neily, tsy lavitra an' i Kairo, izay renivohitr' i Egypta…