MEHOJAELA
zanakalahin' Irada izy, ary fahefatra amin' ny filaharan' ny taranak' i Kaina (Gen. 4. 18).—J.S.