dia tanàna tao Kanana atsimo, tao amin' ny anjara-tanin' ny taranak' i Efraima. Tao akaikiny no nandrian' i Jakoba tamin' izy nandositra nankany Harana…