Io Losio io, izay avy tany Kyrene, dia voalaza ny anarany miaraka amin' i Barnabasy sy Simeona Nigera sy Manaena ary Saoly (Paoly) ho isan' ny mpaminany…