Zanak' i Alfeo, izay nantsoin' i Jesosy ho Apostoly, izy, fa natao hoe Matio kosa ny anarany tamin' ny aoriana (Lio. 5. 27, 29); zahao MATIO.