Teny Hebreo ity; dia anaran' ny ditin-kazo anankiray, izay isan' ny zavatra nenti-nanaovana emboka na zava-manitra izay nodorana tao amin' ny Tabernakely…