Dia lehilahy izay nonina tao Betania, anadahin' i Maria sy Marta, sady isan' ny olona nino an' i Kristy ka nampiantrano Azy matetika. Ny Filazantsara…