Raha dinihina ny teny eo amin' ny Kolosiana (4. 16), dia hitantsika fa nisy epistily nosoratan' i Paoly ho an' ny fiangonana tao Laodikia, ary anefa izany…