dia anaran' ny Emperora anankiray izay nanjaka tany Roma (41—54 A.D.). Tamin' ny andro nanjakany nisy mosary maromaro; Palestina sy Syria no mosarena…