Ao amin' ny Lev. 11. 29 hiany no misy ny teny hoe "kionkiona." Tsy azo lazaina marina ny biby voalaza eto, nefa toa biby mandavaka amin' ny tany izy sady…