dia nosy kely ao amin' ny Ranomasina Aigeana, akaikin' i Asia Minora. Nolalovan' i Paoly Apostoly io nosy io nony niala tany Troasy ka nankany Jerosalema…