KIBRA
dia anaram-pandrefesana tao amin' ny Hebreo, tokony ho mitovy amin' ny maily iray (2 Mpan. 5. 19).