Kaftora dia ny tany nihavian' ny Filistina, tokony ho tany Egypta tao amoron-dranomasina (Deo. 2. 23; Jer. 47. 4; Amo. 9. 7); ary Kaftorita dia anarana…