Izany no anaran' ny sampy lehibe indrindra nivavahan' ny Grika sy ny Romana ka nataony ho tompon' ny lanitra (Asa 19. 35) sy rain' ny andriamanitra…