(Nangonin' ny rahoaka): dia tanàna anankiray tao amin' ny anjara-tanin' ny Efraima, izay nomena ny Levita, taranak' i Kohata, ho fonenany (1 Tan. 6. 68).…